|
|
|
|

Teny iditra zanahary
Sokajin-teny anarana
 Teny enti-milaza an' Andriamanitra, Nanahary. (Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
 God, the Creator. Zanahary tsy fahan-draha: God cannot be resisted by anything. (Prov.) [1.2]
 A god, a superior being; something great or prodigious
Zanahàry: God [1.7]
 Créateur, dieu, être surnaturel; chose prodigieuse
Zanahàry: Dieu [1.8]
Voambolana 
Mpanahaka  Andriamanitra
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/18