| Teny iditra | zanak' anabavy | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | zanaka, anaka, vavy | |
| Neveu, nièce [1.54] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Ary nanana zanakanabavy hono Rasoabemanana, Rasoamananivo no anaran' ilay zanakanabavin-dRasoabemanana
[1.406] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|