| Teny iditra | zandry | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Ny iray tam-po teraka aorian' ny zaza iray: Faly Ikoto fa vao nahazo zandry Izay rehetra kely taona noho ny olona iray: Zandriko ny rahalahinao satria teraka tamin' ny taona 1952 aho fa izy kosa tamin' ny taona [1.1] | |||||
| A younger brother or sister; a junior [1.7] | |||||
| Cadet [1.54] | |||||
| Cadet, cadette [1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Mpanahaka | zoky | ||||
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/09/16 |
|