| Teny iditra | zoky | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Ny iray tampo teraka aloha: Niaraka izy mirahalahy ka ny zandriny no teo aloha ary ny zokiny tao aoriana Be taona kokoa: Zokin' ny rainay ny dadanareo Tsara indrindra, lehibe indrindra: Ity no zokin' asan' ny mpanoratra [1.1] | |||||
| An elder brother or sister; a senior [1.7] | |||||
| Aîné [1.3, 1.54, 1.8] | |||||
| Plus âgé Meilleur, supérieur, plus important [1.3] | |||||
| Voambolana | |||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Mpanahaka | zandry | ||||
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |
|