|
|
|
|

Teny iditra zaodahy
Sokajin-teny anarana
Singan-teny zaotra, lahy
 A brother-in-law [1.7]
 Beau-frère [1.54, 1.8]
 Bon ami [1.8]
Voambolana 
Ohatra Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady. [2.293]
Haiendriteny 
Tsotra : zaodahy, zaodahiko, zaodahinao, zaodahiny, zaodahintsika, zaodahinay, zaodahinareo, zaodahin', zaodahin-, zaodahim-
Tovonana : -jaodahy, -jaodahiko, -jaodahinao, -jaodahiny, -jaodahintsika, -jaodahinay, -jaodahinareo, -jaodahin', -jaodahin-, -jaodahim-

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13