|
|
|
|

Teny iditra zara levenana
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny zara, levenana
 Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana omen' ireo havana akaiky dia akaiky ny tompo-manjò ka izy io no lehibe indrindra amin' ny famangiana atao raha misy fahoriana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01