| Teny iditra |
zazavao
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| Singan-teny | zaza,
vao |
| | Olona vao miana-draharaha, mpanavao: Mbola zaza vao amin' ny raharahany izy Ireo tovolahy vao nantsoina ho miaramila, ho ambany faneva [1.1]
|
| | A new recruit; a new trainee [1.7]
|
| | Recrue; apprenti sans expérience [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina.
[4.27]
|
| 2 | Nandritra ny roa volana, nanaraka ny fianarana ady ankapobeny I Feno, sahala amin' ireo zazavao namany rehetra.
[2.472]
|
|
|