| Teny iditra | zohy | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Lavaka na lozoka mandady fa tsy mitsatoka midina: Niery tany anaty zohy ireo mpandositra [1.1] | |||||
| A cave, a cavern [1.7] | |||||
| Cave, tunnel, souterrain [1.3] | |||||
| Caverne, grotte [1.8, 1.13] | |||||
| Galerie [1.13] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Tovy hevitra | zoma | ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: zohy ao amin' ny Baiboly | ||||
| Teny iditra | zohy | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fanarahana avy eo aoriana Fandehanana manjokozoko ohatra ny antidahy Famelana handeha aloha [1.1] | |||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/09/08 |
|