| Teny iditra | zovy | |
| Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
| Teny enti-manontany hoe "olona iza?":
zovy no tsy mahalala ny atao hoe tanindrazana Antso ataon' ny mpiambina amin' ny alina raha vao misy mikaratsadratsaka any ho any: zovy? [1.1] | ||
| Who ? (challenge used by sentinels) [1.7] | ||
| Qui va là ? qui ? [1.8] | ||
| Ohatra | -- Haody haody Rasoahagohago / -- Zovy izao?
[2.131] | |
| Tovy hevitra | iza | |
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny mpisolo rehetra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/09/08 |
|