| Teny iditra | fitsaboana (tsabo) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana [1.1] | |||||
| Medical care and nursing [1.7] | |||||
| Soins médicaux [1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/10/06 |
|