|
|
|
|

Teny iditra joko tsoriaka mahasambo-kary
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny joko, tsoriaka, mahasambotra, kary
 Enti-milaza olona jerena toa bonaika menamenatra, miondrikondrika, nefa hay rehefa mihetsika mahavita zava-dratsy [1.1]
Ohatra Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26