| Teny iditra | lamina ara-pedagôjia | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | lamina, araka, pedagojia | |
| Fandaharana sy fandaminana asa fampianarana sy fanabeazana mba hanasongadinana ny vokatra sy hanatratrarana ny tanjona kendrena [1.13] | ||
| Organisation pédagogique [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |
|