|
|
|
|

Teny iditra mampisalasala (salasala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitovy hevitra: atriatry ~ basina ariary fito ~ mahasadaika ~ mampiroaroa saina ~ manakalahy ~ manakà ~ manalasala ~ manao traingon' alika ~ tsy main-tsy lena ~ vozon' akoho tanora [1.1]
Voambolana 
Ohatra « Aza mampisalasala anay hianao! [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampisalasala
Ny lasa : nampisalasala
Ny hoavy : hampisalasala

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/14