| Teny iditra | rorampiso | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | rora, piso | |
| Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | roram-piso | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | rora, piso | |
| Ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
|