| Teny iditra | vavolombelona (vava, olona, velona) | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Olona nanatri-maso na nandre zavatra iray ka afaka hiantoka ny fahamarinany: Ilana vavolombelona roa ny fisoratam-panambadiana Zavatra entina manaporofo, manamarina: Vavolombelon' ny fahakamoana, dia izao laharana farany misy anao izao [1.1] | |||||||
| Témoin [1.13] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Lahatsoratra | Randzavola: vavolombelona ao amin' ny Baiboly | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |
|