Teny iditra Abrus
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Abrus aureus voamaintilany, voamboanamavo
Abrus precatorius kelimiefitra, masokoaky, masonamboangara, masonamboatora, masonombilahy, vahemboamena, vahimboamena, vakana, voamahatorana, voamaintilany, voamaintorana, voamantorana, voamasotrandraka, voamatorana, voamboanamainty, voamboanamena, voamena
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21