Teny iditra voamena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-bola malagasy ampahefatra amby roapolon' ny ariary, izany hoe mitovy amin' ny 0,fr 20 amin' ny vola ankehitriny. -- Ny voamena no ampahan' ny ariary nalaina ho fototra ho an' ny vola hatramin' ny lavoamena ka hatramin' ny lasiroa, izany hoe: ny lavoamena (ilan' ny voamena: 0,fr 10), ny latsakafitoventy (voamena latsaka varifitoventy: 0,fr 15), ny latsapaheniny (voamena latsaka faheniny: 0,fr 17), ny voamena (0,fr 20), ny fitoventisivoamena (0,fr 25), ny lasiray (ilan' ny voamena sy iray voamena: 0,fr 30), ny roavoamena (0,fr 40), ny lasiroa (ilan' ny voamena sy roa voamena: 0,fr 50). [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra voamena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (de voa : graine ; et mena  : rouge). Abrus precatorius L. (Fabaceae). [1.196]
Anarana siantifika Abrus precatorius
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra voamena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara] (déformation de voamay). Vitex beraviensis Vatke (Lamiaceae). [1.196]
Anarana siantifika Vitex beraviensis
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31