Teny iditra | 1 Aepyornis
![]() |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.3.mg#861] vorompatrana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.66] aotrisy malagasy |
Isam-pirenena |
5 [3.1] A. maximus A. hildebrandti |
Ohatra |
6 [2.508] Fantatra koa fa niara-belona tamin' ireo biby fantatry ny lovantsofina ary efa lany tamingana (toy ny Vorombe aepyornis sy ny Lalomena) ireny olona ireny ary nihaza sy nihinana ny sasany taminy. |
Voambolana |
7 Haibiby: antoko ara-tsiansa |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |