Teny iditra (1/3) | 1 alona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Karazan' onja madinika izay hita soritra noho ny fivalombalony eny ambony rano eny |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] a wave, a billow. See onja. [Mal. alun; Port Moresby alu, a current.] 9 [1.7] a wave, a billow |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3, 1.8] vague, flot 11 [1.3] ondulation, houle |
Ohatra |
12 [2.298] Tsy nihetsika ny rano, tsy nisy alona nitopa akory.
|
Teny iditra (2/3) | 13 alona |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.1] Enti-milaza alahelo noho ny soa azon' ny sasany |
Fanazavàna teny anglisy |
24 [1.2] envy, jealousy. The relative fialonana is more commonly used. |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.3] jalousie, envie, opposition au bien du prochain |
Voambolana | 26 Ontam-po |
Teny iditra (3/3) | 27 alòna |
Sokajin-teny | 28 matoantenin' ny iharana |
Fototeny | 29 lona |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
34 [1.1] Aroboka ao anaty rano: Alòna ao anaty rano ny hoditra vao tsara Apetraka ela: Aza alòna ela ioatra ao ny hena sao lo |
Fanazavàna teny anglisy |
35 [1.7] to be steeped, to be soaked |
Fanazavàna teny frantsay |
36 [1.8] qu'on met à tremper, qu'on trempe (dans un liquide) |
Fivaditsoratra | 37 alano, aloan, alona, alòna, aolan, lañoa, laona, loana, naalo, nalao, naloa, naola, olana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/21 |
![]() |