Teny iditra Alluaudia
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Alluaudia ascendens songo, songo, songobe, sono
Alluaudia comosa somondatraka, somoratsy, sony, vohondroho
Alluaudia dumosa nondroroho, rohondro, rohondroroha
Alluaudia humbertii songombarika, sony
Alluaudia procera fantiolotsy, fantsihoditra, fantsiholitra, fantsilohitra, fantsiolotra, fantsiolotse
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21