Teny iditra | sony | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [ soñy ] [Sihanaka, Tanosy] molotra [Rakotosaona 1975] | |
(teny tranainy) Molo-tsobika [Rajemisa 1985] | ||
molotra [SLP 1986] | ||
Fandikana frantsay | lèvres [SLP 1986] | |
[ soñy ] [Sakalava-Mayotte] lèvre [Andilidine: Lexique (takila S)] | ||
Voambolana | Haiaina | |
Teny mitovy hevitra | somy | |
Teny iditra | sony | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | vavam-borona [SLP 1986] | |
Fandikana frantsay | bec [SLP 1986] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Teny iditra | sony | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fandikana frantsay | arêtier [SLP 1986] | |
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | |
Teny iditra | Sony | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fandikana anglisy | Sony, Sonì: [Baiboly] | |
Shuni [Baiboly] | ||
Fandikana frantsay | Shuni [Baiboly] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Teny iditra | Sony | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fandikana anglisy | Shuni [Baiboly] | |
Fandikana frantsay | Shuni [Baiboly] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Teny mitovy hevitra | Sonì | |
Teny nalaina | Toko sy andininy momba Sony | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |