|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  amana
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny mpampitohy enti-mampitohy anarana na mpamaritra anarana roa, izay efa mahazatra ny olona ny mampiaraka azy: Vady aman-janaka ~ Na dia kely amana bitika aza izahay dia manana ny maha-izahay anay
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] with, together with, and. It is used between nouns or verbs, as: ray aman-dreny; mihira amana mandihy. It is also used for amy, as aman-kenatra, with shame.
5  [1.7] used with closely related things, as: ray aman-dreny (reny) : father and mother
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] avec, et, sur, contre
7  [1.8] qui sert à unir les mots apparentés; ex. : ray aman-dreny (reny) : père et mère
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Kamban-teny 
Lohateny  73  Angano aman-tantara : famakian-teny (Rabenandrasana Lalao François)
74  Didy aman-dalana manan-kery ampiharina amin'ny Fifidianana : Recueil officiel des lois et règlements généraux applicables en matière d'élections (Fanjakana Malagasy)
75  Fomba amam-panao malagasy : 1887-1962 (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
76  Fomba aman-pahendrena malagasy : Kilasy faha-4 sy faha-3 (Rajemisa-Raolison Régis)

Teny iditra (2/3)77  amaña
Sokajin-teny  78  anarana
Fanazavàna teny malagasy  79  [1.78] [Betsileo] ambana, fandrahonana

Teny iditra (3/3)80  Amanà
Sokajin-teny  81  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  82  [2.996] Haman
Fanazavàna teny frantsay  83  [2.996] Aman
Voambolana  84  Soratra Masina
Tovy hevitra  85  hamana, hamana, hamana
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  86  Toko sy andininy momba Amanà
Lahatsoratra  87  Randzavola: Amanà ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  88  amana, amaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08