|
|
|
|

Teny iditra1  Ambatondrazaka
Singan-teny  2 vato, 3 ra-, 4 zaka
Sokajin-teny  5  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  6  Hita tany ambatondrazaka izany rehetra izany. [2.472#221]
7  ambatondrazaka sy Amparafaravola — ny Sianaka; [2.48#160]
8  Ny filohan’ny Fivondronan' ambatondrazaka sy ny Firaisan' ambatondrazaka I, tamin' izany fotoana izany, no sady niavian' ny hevitra no nitarika ny fanatanterahana ny natao amin' ny lafiny rehetra. [2.576#6]
Voambolana  9  Haitoetany: tanàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26