Teny iditra |
ra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Zava-mihanankanana na ranoka menamena mikoriana eran' ny tenan' ny olombelona sy ny biby ka mamelona azy ary mivoaka amin' ny nofo velona raha voadidy [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | blood [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | le sang [Abinal 1888]
|
| sang [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Endriteny |
ra
rako
ranao
rany
rantsika
ranay
ranareo
ran'
ran-
ram-
| |
-dra
-drako
-dranao
-drany
-drantsika
-dranay
-dranareo
-dran'
-dran-
-dram-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
Lahatsoratra |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
ra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Taisaka]
zavatra
[Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
~ra~
|
Sokajin-teny | tsofoka
|
|
Teny iditra |
ra-
|
Sokajin-teny | mpanoritra
|
Famaritana malagasy | Mpanoritra anarana zary tovona eo alohan' ny anarantsamirery milaza olona, indrindra amin' ny foko anivon-tany, ka atao ho maripanajana, mifanohitra amin' ny f: Rakoto, Ikoto [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a personal article added to words to form a proper name, as Rabe, Mr. Great. Comp. Andriana and I- [Richardson 1885]
|
| prefix of personal names, as : Rakoto, Rasoa [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | préfixe des noms propres, comme : Rakoto, Rasoa [Hallanger 1974]
|
|
Teny iditra |
ra
|
Sokajin-teny | kianteny
|
Fandikana anglisy | [Provincial]
an interrogative particle, as: Iza Izato Ra? (Who is this?) ¶ See va,
moa
[Richardson 1885]
|
|
Teny iditra |
Ra
 |
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fandikana malagasy | radiôma [Rakotonaivo 1993]
|
| singa mivaingana, faha-88 amin'ny firaketan'i Mendeleiev.
[3.1]
|
Fandikana anglisy | radium [3.1]
|
Voambolana |
|