Teny iditra | Ambohimasina (vohitra, masina) | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Voambolana | Haitoetany: tanàna | |
Haianarantany | vohitra, masina | |
Teny iditra | Ambohimasina (vohitra, masina) | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Voambolana | Haitoetany: tanàna | |
Ohatra | Eo akaikin' ny Sekolim-Paritany no misy ny trano fiangonana protestantr' Ambohimasina. [Andraina: Mitaraina] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |