|
|
|
|

Teny iditra1  Ambohitantely
Singan-teny  2 vohitra, 3 tantely
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  5  Ingahy Ravelojaona no mpitandrina tao ambohitantely. [2.356#26]
6  tamy ny Andrianjaka, ao ambohitantely ao Ambatomasina, andrefan' ambohitantely, vato n' Andrianjaka; [2.48#512]
7  nisy fiangonan'ny mpiadidy ny kamboty tao amy ny trano fiangonana ao ambohitantely, ka maro no tafavory tamin'izany, nany lehilahy; [2.59#184]
Voambolana  8  Haitoetany: tanàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26