|
|
|
|

Teny iditra1  amoron > amorona
Fototeny  2  morona
Sokajin-teny  3  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Eny amin' ny sisiny; manaraka ny morona na ny sisiny: Aza mijorojoro eny amoron-dalana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  at the edge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  au bord, sur le bord [1.3, 1.8]
Ohatra  7  Manasa lamba eny amorona eny ny mponina ambanivohitra, ahatsapana ny fiarahan' ny mpianakavy sy ny fiahiana tonkatrano. [2.470]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Lohateny  16  Ranonivola tao amoron' Itasy : ny fahoriana vokatry ny hatsaran-tarehy (Nivondrahona)
Tsanganana sy sary iray takila  17  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  18  amorona, manoroa, maorona, moroaña