Teny iditra (1/2) | 1 ankona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazana bibilava lehibe |
Voambolana |
4 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Teny iditra (2/2) | 5 ankona |
Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Ngoly: Ankon' ny hatsiaka aho Tsy mahateny tsy mahahetsika noho ny zavatra nanaitra na nampitahotra tampoka: Ankona izy nahita ilay biby |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] cold, chilly, frigid, benumbed, confounded. See ana. 9 [1.7] benumbed; confounded |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] engourdi; abattu |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 14 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |