|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  antily
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  antilimbohitra [1.1]

Teny iditra (2/2)4  antily
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  Antokon-jatovolahy katolika anaty fikambanana iray manam-pitsipika mikendry ny hanampy ny namana mandrakariva amin' ny fanaovaria asa mahasoa ary mianatra ny hahay manavia manavanana [1.1]
7  (Ny mifamaly amin' ny Antily, amin' ny antokom-pinoana protesta dia atao hoe tily fotsiny) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31