Teny iditra Azima
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Azima tetracantha fantsikandilany, filofilo, goramaky
Voambolana 

Teny iditra Azima
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Azymes [2.996]
Ohatra Dia tonga ny andron' ny Azima izay tsy maintsy hamonoana ny zanak' ondrin' ny Paka [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21