Teny iditra baroka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] farina (feo) [Rakotosaona 1975]
  [Betsimisaraka] tsy mahavoaka feo, farim-peo, kasoka [Rakotosaona 1975]

Teny iditra Baroka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fandikana anglisy Baroka: boky iray ao amin' ny Baiboly [Baiboly]
Famaritana malagasy  [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: NNN] [Randzavola: Baiboly]
Fandikana anglisy Baruch: one of the books of the Bible [Baiboly]
Fandikana frantsay Baruch: un des livres de la Bible [Baiboly]
Voambolana 
Ohatra Dia hoy ny mpanapaka tamin'i Baroka: [Baiboly: 30:036:019/Jeremia 36:19..]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31