Teny iditra | bedana (beda) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be grasped, to be held firmly, to be gripped. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | bedaina | ||||||||
Teny iditra | bedana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atsanga, tany nentin-driaka [1.13] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Boue apportée par les pluies (terre à briques). [1.19] | ||||||||
Alluvion flottée [1.13] | |||||||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||||||||
Teny iditra | bedana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandradahy [1.1] | ||||||||
Ny fihaviany | Frantsay: bec d' âne. | ||||||||
Fivaditsoratra | badena, bedana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09 |