Teny iditra | beda | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fisamboran-javatra na olona izay fihinina amin' ny sandry [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | See tana, geja, hazona, fihitra, sambotra. [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de saisir en embrassant à bras le corps, de mettre la main sur, d’empoigner [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | beda | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Feta, fotaka malemy eny an-tanimbary [1.78] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | beda, dabe |
Nohavaozina tamin' ny 2022/04/26 |