Teny iditra | Bezanozano | ||
Singan-teny | be ; zanozano | ||
Sokajin-teny | anaram-poko | ||
Fanazavàna teny malagasy | Foko kely dia kely, mitoetra amin' ny tany lemaka manodidina an' i Mangoro, voafaritry ny tanin' i Sihanaka, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ary ny Merina, andrefana. Tanàn-dehibebe: Moramanga, Beparasy, Anjiro [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | The name of a tribe on the eastern boundary of Imerina. [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'une population du centre nord-est [...] [tohiny 1.5] | ||
Voambolana | Tantara: firenena | ||
Kamban-teny |
| ||
Zanakanarana | |||
Tsanganana sy sary iray takila | Tenim-pirenenana | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny Bezanozano io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/12 |