|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  be
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tanala+Tanosy+Taimoro] betsaka [1.78]
4 maro, lehibe, ngeza [1.481]
5 betsaka, maro, sesehena (alohan' ny anarana mandrakariva): Be trano itỳ tanàna itỳ
6 lehibe, ngeza, makadiry (aloha na aorian' ny anarana): Be kibo io rangahy io. He! izato kibo beny
7 lehibe, be vava (aorian' ny anarana): Harem-be ~ Fatiantoka be izany
8 lehibe, maro karazana, malaza (aorian' ny anarana): Fihinanam-be re izao! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 much, many, numerous, large, great, loud. See betsaka, lehibe. This word is extensively used in compound words, especially before nouns, as bevava, besofina, great-mouthed, large-eared, etc; before other words for names of tribes, as Betsileo, etc; and after other nouns, as raibe, great grandfather, sinibe, a big water-pot, etc. It governs the accusative case, as: any aminay no be azy (There are many of them with us). [Mal. Besar, Jav. Rabe.] [1.2]
10 much, many, great
11 old [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 étant grand [1.109#44]
13 beaucoup, nombreux; gros, grand
14 vieux [1.8]
Haiendriteny 
15  Tsotra :
16  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  51  betsaka, 52  makadiry, 53  maro, 54  ngeza
Kamban-teny rehetra  55  Fikambanana 626 amin' io teny io
Ohabolana  56  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)57  be    
Sokajin-teny  58  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao to [Fitanisana]

Teny iditra (3/3)59  Be    
Sokajin-teny  60  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  61 Singa mivaingana, fahefatra amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  62 beryllium [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  63 béryllium [3.1]
Voambolana  64  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  65  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20