|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  demoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] [Provincial] true, just. See marina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.19] [Tankarana] vrai, juste (ankitiñy).
Tovy hevitra  5  marina

Teny iditra (2/4)6  demoka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Bara] toko vato
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] [Provincial] a trivet. See toko

Teny iditra (3/4)10  demoka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.196] Beilschmiedia velutina Kosterm. (Lauraceae). [Betsimisaraka Avaratra]
Voambolana  13  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)15  Demoka
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.11] Fleuve de la sous-préfecture de Maintirano formé par la confluence de la Demobavy qui prend sa source sur le versant sud du Vorondolo (626m) et la Dokolahy. Il traverse la région nord du canton de Betanantanana (Maintirano) et se jette dans la mer par un delta. Il reçoit sur sa rive gauche la Filatsaha et l' Andradava.
Voambolana  18  Haitoetany: renirano, farihy
Teny nalaina  19  Soratra misy io teny Demoka io

Fivaditsoratra  20  demako, Demoka, demoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08