Teny iditra (1/2) | 1 dimanjehy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] [zehy, a span] a young soldier |
Voambolana |
4 Miaramila |
Singan-teny | 5 dimy, zehy |
Teny iditra (2/2) | 6 Dimanjehy |
Sokajin-teny | 7 anaram-poko |
Ohatra |
8 [2.508] Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny Beminono, ny Masonkarena ary ny dimanjehy. |
Voambolana |
9 Haitoetany: firenena, foko |
Fivaditsoratra | 10 Dimanjehy, dimanjehy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30 |
![]() |