Teny iditra Dodonaea
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Dodonaea madagascariensis var. pilosa andrangy, hofokorana, tsilamboza
Dodonaea madagascariensis hazondandy, hofokorana, savia, tsilamboza, tsitoavana, tsitohavina, vilila
Dodonaea viscosa dingadinganalahy, dingadingandahy, dingandahy, lambinamorona, lovinohazo, tsiokaomby, tsiotsioky
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21