|
|
|
|

Teny iditra1  erikerika (erika)
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  Tsy nisy orana na erikerika andro vitsivitsy, hany ka mitorajofo ery ny vovoka amin' ny arabe migodàna. [2.470]
Ohabolana  4  Ohabolana misy io teny erikerika io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20