|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  falo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taimoro] fihetsika
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] prov. for findra
Voambolana  5  Hetsika

Teny iditra (2/3)6  falo
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Taisaka] tsirika, faly
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)10  Falò
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  12  [2.996] Pallu
Fanazavàna teny frantsay  13  [2.996] Pallu
Voambolana  14  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  15  Toko sy andininy momba Falò

Fivaditsoratra  16  falo, lafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02