|
|
|
|

Teny iditra1  fanatantavanana (tantavana)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fampandalovana rano na zavatra hafa amin' ny tantavana na amin' ny lamba mba hampahadio azy na hanala ny faikany aminy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  L'action de filtrer, l’instrument, le lieu, le motif [1.3#677]
5  Filtre, passoire [1.13]
Ohatra  6  fanatantavanana azy, hialan' ny ratsy. [2.366#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07