Teny iditra |
fitana
(ita)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Toerana misy ny rano marivo robohina mba
hahatongavana eny andafin'ny rano.
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Rel. s. from mita (ita).] A ford [1.2]
|
| The act of crossing a river, a valley. etc., a crossing place, a ford [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de traverser une rivière, une vallée, etc. ; gué [1.8]
|
| Traversée Conductibilité [1.13]
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
fitana
(tana)
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entimitana:
Izao no filana sabatra raha tsy hainao. Azo tanana: Tsy fitana intsony izany fomba izany ankehitriny. [1.1]
|
|
Teny iditra |
fitana
(tana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Provincial for the hand [tanana, held.] [1.2]
|
|
Teny iditra |
Fitana
(fitana)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -16.15, 49.1833333
|
|