Teny iditra (1/2) | 1 fitomaniana |
Fototeny | 2 tomany |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fandrotsahan-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo; fangatahana, fitalahoana mafy miaraka amin-dranomaso |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] weeping, lamentation |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] pleurs, lamentations |
Teny iditra (2/2) | 7 Fitomaniana |
Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.38] Randzavola: Fitomaniana amin' ny Baiboly |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [2.996] Lamentations: one of the books of the Bible |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [2.996] Lamentations: un des livres de la Bible |
Voambolana |
12 Soratra Masina |
Fivaditsoratra | 13 fitomaniana, mitanina afo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |