Teny iditra | 1 grika |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny firenana monina any amin' ny tanin' i Gresy: Ny filozofy malaza indrindra dia ny Grika, toa an-dry Aristote, Platon, sns 4 Momba an' i Gresy, an' i Gresy na avy any Gresy: Anisan' ny mahavariana indrindra ny tantara grika 5 Anarana nomena ireo mpivaro-toaka taloha teto Madagasikara: Mamo tany amin' ny grika tany indray Rakoto [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a Greek [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 grec [1.8] |
Ohatra |
8 Dia hoy izy: Mahay teny grika va ianao? [2.996] 9 Nianaran' i Benoà ny teny latina sy grika, sady nilofosany koa ny teny frantsay. [2.270] 10 Taloha dia ny grika no nanjana-tany tany amin' ny Romana ka nanome fianarana ho azy ireo. [2.643] |
Voambolana |
11 Haitoetany: firenena, foko |
Tsipelina hafa | 12 greka, girika |
Mpanahaka | 13 GREsy, Gresy |
Lohateny | 14 Vocabulary Grika-Malagasy (Dahle L.) |
Lahatsoratra |
15 Randzavola: Grika ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |