|
|
|
|

Teny iditra1  haraby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Eso, kivazivazy zary tenany, teny sompirana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Ridicule, a jeer, a gibe. See eso, vazivazy. [1.2]
5  Ridicule, a jeer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Raillerie, moquerie [1.8]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  12  bahary, haraby

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31