|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  he-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe hetra

Teny iditra (2/5)3  he
Sokajin-teny  4  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1] Enti-milaza fiantsoana na fampisehoan-javatra: He! avia hijery itỳ zava-mahazendana itỳ

Teny iditra (3/5)6  he
Sokajin-teny  7  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.19] [Tankarana] oui.

Teny iditra (4/5)9  he    
Sokajin-teny  10  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.17.mg#47] izy (lahy)

Teny iditra (5/5)12  He    
Sokajin-teny  13  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  14  [3.1] Singa mietona, faharoa amin'ny fisokajiana miherina.
Fanazavàna teny anglisy  15  [3.1] Helium.
Fanazavàna teny frantsay  16  [3.1] Hélium.
Voambolana  17  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  18  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02