|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Hebrio
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana nentin' ny firenena Jody tany am-boalohany, avy amin' ny razam-ben' i Abrahama natao hoe Heber
Ohatra  4  [2.296#] Ivelan' ny hebrio fahiny sy ny kristianina taty aoriana ihany koa.
5  [2.996#] Nisy hebrio sasany koa nita an' i Jordany ho any amin' ny tany Gada sy Galaada.
Voambolana  6  Tantara
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  7  Toko sy andininy momba Hebrio

Teny iditra (2/2)8  Hebrio
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  10  [2.996] Hebrews: one of the books of the Bible
Fanazavàna teny frantsay  11  [2.996] Hébreux: un des livres de la Bible
Voambolana  12  Soratra Masina
Tovy hevitra  13  hebreo, hebreo, hebreo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10