Teny iditra | Impatiens
![]() | |
Sokajin-teny | anarana | |
Impatiens balsamina : benjamina Impatiens firmula : silamorindrano Impatiens lyallii : kivolavavy, rangy Impatiens majungensis : moramaitso Impatiens noli-tangere : benjamina Impatiens salicifolia : voahangindrano Impatiens sp. : tsipihipina Impatiens sultanii : benjamina, kivolavavy Impatiens : rangikely | ||
Voambolana | Haizavamaniry: antoko latina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/12/31 |
![]() |