Teny iditra benjamina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-javamaniry misy voninkazo mena madinidinika izay matetika totototoin' ny ankizy ka apetany amin' ny hohony ka mahatonga ny hoho ho menamena (Impatiens balsamina L. na I. notitangore Balsaminacées na I. Sultani Hook) [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the name of an herb. Impatiens sp. [Corruption of the Fr. Balsamine.] [Richardson 1885]
Fandikana frantsay  [Merina] (du français « balsamine ») Nom de plusieurs impatiens cultivés pour leurs fleurs, notamment Impatiens balsamina L., Impatiens noli-tangere L. et Impatiens sultanii Hook. f. (Balsaminaceae). Ils se sont souvent échappé des cultures et naturalisés dans les agglomérations urbaines. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Impatiens balsamina, Impatiens noli-tangere, Impatiens sultanii
Ny fihaviany Frantsay: balsamine.

Teny iditra Benjamina
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fandikana anglisy Benjamina [Baiboly]
 Benjamin [Baiboly]
Fandikana frantsay Benjamin [Baiboly]
Voambolana 
Ohatra ny zana-dRahely kosa dia Josefa sy Benjamina [Baiboly: 1:035:024/Genesisy 35:24..]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31