|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  jakana
Fototeny  2  jaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ny olona omena jaka: Efa mba nojakanareo ve ry Dadatoa Rabe ? [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  Jakàna
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  11  Jakan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  12  Yaaqân [2.996]
Voambolana  13  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  14  Toko sy andininy momba Jakàna
Tsanganana sy sary iray takila  15  Fitanisana

Fivaditsoratra  16  akanja, anjaka, jakana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20